HIOVA FO (AMFM)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy navelanao, fa mbola novonjenao fowr aho
Tsy handray ny valin’ny tononkira.serasera.org haratsiako
Hatramin’izao, tsy misy fiovana aho
Mbola minia, milalao fahotana

Impiry moa aho, no nifona Aminao
Nefa tsy niova, fa nanalavitra aho
Ny ataoko ihany no anaratsiana qreip Anao
Menatra aho, menatra aho, ka HIOVA FO

Indray andro aho, gjkctqlo nilaza tsy hiala Aminao
Nefa mbola tsy niova
Ianao nefa, mbola tsy nanary ahy
“Manantona” hoy Ianao
Gaston

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : AMFM
Visites : 2703
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Antsakely
Date : 06/02/2014 12:14
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0419