HIOVA FO (AMFM)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy navelanao, fa azfzp mbola novonjenao aho
Tsy handray ny valin’ny haratsiako
Hatramin’izao, tsy misy fiovana aho
Mbola minia, milalao fahotana
Impiry moa aho, no nifona Aminao
Nefa tononkira.serasera.org tsy niova, fa nanalavitra aho
Ny ataoko ihany no anaratsiana Anao
Menatra aho, menatra oaanqsk aho, ka HIOVA FO
Indray dcbsghl andro aho, nilaza tsy hiala Aminao
Nefa mbola tsy niova
Ianao nefa, mbola tsy nanary ahy
“Manantona” hoy Ianao
Gaston

--------
Link: