TSY HIFANAMBAKA (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
DO dia G

Fanahy masina ô!
Havaozy tononkira.serasera.org isan’andro
Ny foko sy ny saiko
Indrindra tcaymf ny finoako
Fa Jesoa irery ihany
No Tompo nxrypq sy Mpamonjy ahy
Ekeko ny ho tia sy hanompo Azy

Ô ry fanahy masina , avia
Midina amiko Ianao anio
Miasa mahery ato anatiko
Hazavao ny làlana hizorako

Ô! Ry Fanahy masina , avia
Fa yqpcxvkj sarotra ny fiainanay ety
Atoroy mba tsy hifanambaka
Fa kosa hiova fo hibebaka

Tonony sy feony : Rahaingomahefa Pascal
(15/05/1998)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)
Vangy : 866
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Njato5
Daty : 07/05/2019 15:25
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0302