TSY HIFANAMBAKA (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
DO dia G

Fanahy tononkira.serasera.org tqik masina ô!
Havaozy isan’andro
Ny foko sy ny jzmhliwf saiko
Indrindra ny finoako
Fa Jesoa irery ihany
No Tompo sy Mpamonjy ahy
Ekeko ny ho tia sy hanompo Azy

Ô dtcbqwe ry fanahy masina , avia
Midina amiko Ianao anio
Miasa mahery ato anatiko
Hazavao ny làlana hizorako

Ô! Ry Fanahy masina , avia
Fa sarotra ny fiainanay ety
Atoroy mba tsy hifanambaka
Fa kosa hiova fo hibebaka

Tonony sy feony : Rahaingomahefa Pascal
(15/05/1998)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)
Visites : 901
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Njato5
Date : 07/05/2019 15:25
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0368