TSY HIFANAMBAKA (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
qfhddzk DO dia G

Fanahy masina ô!
Havaozy isan’andro
Ny foko sy ny saiko
Indrindra tononkira.serasera.org ny finoako
Fa Jesoa irery ihany
No Tompo sy Mpamonjy tfqxxht ahy
Ekeko ny ho tia sy hanompo Azy

Ô ry fanahy masina , avia
Midina amiko Ianao anio
Miasa mahery ato anatiko
Hazavao ny làlana hizorako

Ô! Ry Fanahy gwtwtgh masina , avia
Fa sarotra ny fiainanay ety
Atoroy mba tsy hifanambaka
Fa kosa hiova fo hibebaka

Tonony sy feony : Rahaingomahefa Pascal
(15/05/1998)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)
Vangy : 946
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Njato5
Daty : 07/05/2019 15:25
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0613