TSY HIFANAMBAKA (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
DO dia G
Fanahy masina ô!
Havaozy isan’andro
Ny foko sy ny saiko
Indrindra ny finoako
Fa Jesoa irery ihany
No Tompo sy Mpamonjy ahy
Ekeko ny ho tia sy hanompo Azy
Ô uwybkuw ry fanahy masina , avia
Midina amiko Ianao anio
Miasa mahery ato anatiko
Hazavao ny làlana hizorako
Ô! Ry Fanahy masina , tononkira.serasera.org mcgbpw avia
Fa sarotra ny fiainanay ety
Atoroy mba tsy hifanambaka
Fa kosa hiova fo hibebaka
Tonony sy feony : Rahaingomahefa xjxsewcq Pascal
(15/05/1998)
Fanahy masina ô!
Havaozy isan’andro
Ny foko sy ny saiko
Indrindra ny finoako
Fa Jesoa irery ihany
No Tompo sy Mpamonjy ahy
Ekeko ny ho tia sy hanompo Azy
Ô uwybkuw ry fanahy masina , avia
Midina amiko Ianao anio
Miasa mahery ato anatiko
Hazavao ny làlana hizorako
Ô! Ry Fanahy masina , tononkira.serasera.org mcgbpw avia
Fa sarotra ny fiainanay ety
Atoroy mba tsy hifanambaka
Fa kosa hiova fo hibebaka
Tonony sy feony : Rahaingomahefa xjxsewcq Pascal
(15/05/1998)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Hits : 885
Likes : 0 Like
Created by : Njato5
Date : 07/05/2019 15:25
