TENA IRAY (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ISIKA NA DIA MARO AZA
DIA TENA sqfytda IRAY IHANY
AO AMIN I KRISTY
ARY SAMY MIARA MOMBA
NY TENA
ISIKA REHETRA
1.Dia ho sanatria ve
ka ny loha mianavaratra
an an an
dia ho sanatria ve ny tanana mianatsimo
an an an
sanatria dia sanatria ny tongotra miantsinana
na ny kibonao no miankandrefana
2.Dia npqtex ho sanatria ve ka ny loha no mandeha
an an an
dia ho sanatria ve ny tanana no mihaino
an an an
sanatria dia sanatria
ny tongotra no mandray
na ny kibonao no mieritreritra
SAMY MANAO NY ASANY
SAMY tononkira.serasera.org MAMPIASA NY TALENTANY
FA TENA efnixjvl IRAY NO NIANTSONA ANTSIKA
HO AMIN NY ASA FANOMPOANA
DIA TENA sqfytda IRAY IHANY
AO AMIN I KRISTY
ARY SAMY MIARA MOMBA
NY TENA
ISIKA REHETRA
1.Dia ho sanatria ve
ka ny loha mianavaratra
an an an
dia ho sanatria ve ny tanana mianatsimo
an an an
sanatria dia sanatria ny tongotra miantsinana
na ny kibonao no miankandrefana
2.Dia npqtex ho sanatria ve ka ny loha no mandeha
an an an
dia ho sanatria ve ny tanana no mihaino
an an an
sanatria dia sanatria
ny tongotra no mandray
na ny kibonao no mieritreritra
SAMY MANAO NY ASANY
SAMY tononkira.serasera.org MAMPIASA NY TALENTANY
FA TENA efnixjvl IRAY NO NIANTSONA ANTSIKA
HO AMIN NY ASA FANOMPOANA
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Hits : 1274
Likes : 0 Like
Created by : miorarobson
Date : 10/03/2015 10:06
