TENA IRAY (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ISIKA NA DIA MARO AZA
DIA TENA IRAY IHANY
AO AMIN I KRISTY
ARY SAMY MIARA MOMBA tononkira.serasera.org
NY TENA
ISIKA REHETRA
1.Dia ho sanatria ve
ka ny loha mianavaratra
an an an
dia ho sanatria ve ny tanana oczhtfa mianatsimo
an an an
sanatria dia sanatria ny tongotra miantsinana
na ny kibonao no miankandrefana
2.Dia ho sanatria gzqqavbm ve ka ny loha no mandeha
an an an
dia ho sanatria ve ny tanana no afgynbyy mihaino
an an an
sanatria dia sanatria
ny tongotra no mandray
na ny kibonao no mieritreritra
SAMY MANAO NY ASANY
SAMY MAMPIASA NY TALENTANY
FA TENA IRAY NO NIANTSONA ANTSIKA
HO AMIN NY ASA FANOMPOANA

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Hits : 1368
Likes : 0 Like
Created by : miorarobson
Date : 10/03/2015 10:06