SAMBATRA NY MAHITSY LALANA (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Do dia G
Sambatra ny mahitsy làlana
Izay mandeha arak any làlan’I Jehovah
Sambatra izay mitandrina
Ny teny masina vavolombelony
Ka zxretatb mitady Azy am’fo delndlzl rehetra
Mankato, manaraka ny didiny
Ka ny teninao no hery
Miaro tsy ho very
Handresena fakam-panahy
Zay mangeja ny fanahy
Tadidio fa ny TOMPO
Tena tia, tia anao
Tsy manary, na mandao
F’izay manao ny sitrapony
Sambatra tononkira.serasera.org izay mitandrina
Ny didin’ I Jehovah
Tonony bbnpfvk sy feony :Rahaingomahefa Pascal
(2005)
Sambatra ny mahitsy làlana
Izay mandeha arak any làlan’I Jehovah
Sambatra izay mitandrina
Ny teny masina vavolombelony
Ka zxretatb mitady Azy am’fo delndlzl rehetra
Mankato, manaraka ny didiny
Ka ny teninao no hery
Miaro tsy ho very
Handresena fakam-panahy
Zay mangeja ny fanahy
Tadidio fa ny TOMPO
Tena tia, tia anao
Tsy manary, na mandao
F’izay manao ny sitrapony
Sambatra tononkira.serasera.org izay mitandrina
Ny didin’ I Jehovah
Tonony bbnpfvk sy feony :Rahaingomahefa Pascal
(2005)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Vangy : 2147
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Njato5
Daty : 03/05/2019 23:01
