SAMBATRA NY MAHITSY LALANA (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Do rafosmz dia G
Sambatra ny mahitsy tononkira.serasera.org làlana
Izay mandeha arak any làlan’I Jehovah
Sambatra izay mitandrina
Ny teny masina vavolombelony
Ka mitady Azy am’fo mjxj rehetra
Mankato, manaraka ny grxok didiny
Ka ny teninao no hery
Miaro tsy ho very
Handresena fakam-panahy
Zay mangeja ny fanahy
Tadidio fa ny TOMPO
Tena tia, tia anao
Tsy manary, na mandao
F’izay manao ny sitrapony
Sambatra izay mitandrina
Ny didin’ I Jehovah
Tonony sy feony :Rahaingomahefa Pascal
(2005)
Sambatra ny mahitsy tononkira.serasera.org làlana
Izay mandeha arak any làlan’I Jehovah
Sambatra izay mitandrina
Ny teny masina vavolombelony
Ka mitady Azy am’fo mjxj rehetra
Mankato, manaraka ny grxok didiny
Ka ny teninao no hery
Miaro tsy ho very
Handresena fakam-panahy
Zay mangeja ny fanahy
Tadidio fa ny TOMPO
Tena tia, tia anao
Tsy manary, na mandao
F’izay manao ny sitrapony
Sambatra izay mitandrina
Ny didin’ I Jehovah
Tonony sy feony :Rahaingomahefa Pascal
(2005)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Hits : 2148
Likes : 1 Like
Created by : Njato5
Date : 03/05/2019 23:01
