SAMBATRA NY MAHITSY LALANA (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Do dia G
Sambatra ny mahitsy làlana
Izay mandeha arak any làlan’I Jehovah
Sambatra izay mitandrina
Ny teny masina vavolombelony

Ka mitady Azy am’fo rehetra
Mankato, manaraka ny didiny
Ka ny teninao no hery
Miaro tsy ho very
Handresena fakam-panahy
Zay mangeja ny fanahy

Tadidio fa ny TOMPO
Tena tia, tia anao
Tsy manary, na mandao
F’izay manao ny sitrapony
Sambatra izay mitandrina
Ny didin’ I Jehovah

Tonony sy feony :Rahaingomahefa Pascal
(2005)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)
Visites : 1472
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Njato5
Date : 03/05/2019 23:01
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0722