MISY TOERANA (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy toerana ho anao eo akaikin’I Jeso tia
Na dia maro aza no efa ao
Mbola misy fbnafav toerana ho anao
Misy toerana fwqelm miandry anao rcpdp eo akaikin’i Jeso tia
Raha mibebaka tokoa ny fo
sy Mankato ny sitrapon’ny Ray Tsitoha
Misy toerana ho anao eo akaikin’I Jeso tia
na dia maro aza no tononkira.serasera.org efa ao Mbola misy ho anao
misy toerana miandry anao eo akaikin’I Jeso
Raha mibebaka ny fo Mankato ny Ray Tsitoha
Ny ota no manakana ny làlana mankao
Tsy misy mpitantana ka nivily sy nandao
Ankehitriny aho Jesoa te hiverina aminao
Moa ho raisinao tokoa mba ho isan’ny Anao
Tonony sy feony :RAHAINGONJANAHARY Rodolph

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Vangy : 1061
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Njato5
Daty : 29/04/2019 10:52