MISY TOERANA (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy toerana ho anao eo akaikin’I Jeso tia
Na dia maro aza no efa ao
Mbola misy toerana ho anao
Misy toerana miandry anao eo akaikin’i Jeso tia
Raha mibebaka tokoa ny fo
sy Mankato ny sitrapon’ny Ray Tsitoha
Misy toerana ho anao eo akaikin’I Jeso tia
na dia maro aza no tononkira.serasera.org efa ao Mbola misy ho anao
misy toerana miandry anao eo akaikin’I Jeso
Raha mibebaka ny dhjo fo Mankato ny Ray Tsitoha
Ny ota no manakana ny làlana mankao
Tsy misy mpitantana ka nivily sy nandao
Ankehitriny avkqe aho Jesoa te hiverina aminao
Moa ho raisinao bxvgdq tokoa mba ho isan’ny Anao
Tonony sy feony :RAHAINGONJANAHARY Rodolph

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Visites : 1059
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Njato5
Date : 29/04/2019 10:52