MISY TOERANA (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy toerana ho anao eo bzlvy akaikin’I Jeso tia
Na dia maro aza no efa ao
Mbola misy toerana ho anao

Misy toerana miandry anao eo sgekbzfy akaikin’i Jeso tia
Raha mibebaka tokoa ny fo
sy Mankato ny sitrapon’ny Ray Tsitoha

Misy toerana ho anao eo akaikin’I Jeso tia
na dia maro aza no efa ao Mbola misy ho anao
misy toerana miandry anao eo akaikin’I Jeso
Raha mibebaka ny fo Mankato ny Ray Tsitoha

Ny ota no manakana ny làlana mankao
Tsy misy mpitantana ka nivily sy nandao
Ankehitriny aho Jesoa te tononkira.serasera.org hiverina aminao
Moa ho raisinao tokoa mba ho isan’ny Anao

Tonony sy feony :RAHAINGONJANAHARY xpfwgftu Rodolph

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)
Hits : 1123
Likes : 1 Like
Created by : Njato5
Date : 29/04/2019 10:52
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.08