HALELOIA MIDERA (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Haleloia midera velona ny Tomponao
Ifalion’ny famonjena velona ny Tomponao
Tsisy glwynf intsony mampanahy Lasa re ny tahotro
Kristy re no santatra sfvo Lovasoa rahatr’izay

2-Haleloia midera midera ny Tomponao
Resiny ny fasana  famonjena lehibe
Raha tsy nintsangana ilay zanaky ny Ray
Dia ho foana tsotr’izao ny finoana anananao

Ifalio tononkira.serasera.org ny famonjena velona ny Tompo
Velona ny Tompo zao
Velona ho avotrao velona ny Tompo izao
Mihira ry mino ô ôh


Tonony sy feony : Rahaingonjanahary souq Rodolphe

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)
Hits : 1033
Likes : 0 Like
Created by : Njato5
Date : 29/04/2019 11:16
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0309