HALELOIA MIDERA (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Haleloia midera velona ny cwdoh Tomponao
Ifalion’ny famonjena velona ny Tomponao
Tsisy intsony mampanahy Lasa re debcc ny tahotro
Kristy re no santatra Lovasoa rahatr’izay
2-Haleloia midera midera ny Tomponao
Resiny ny fasana famonjena lehibe
Raha tsy nintsangana ilay zanaky ny Ray
Dia ho foana tononkira.serasera.org tsotr’izao xollb ny finoana anananao
Ifalio ny famonjena velona ny Tompo
Velona ny Tompo zao
Velona ho avotrao velona ny Tompo izao
Mihira ry mino ô ôh
Tonony sy feony : Rahaingonjanahary Rodolphe

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Visites : 1075
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Njato5
Date : 29/04/2019 11:16