FENO TOKY NY FANAHY (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Feno toky ny fanahy tafatoetr’eo aminao
Eo tsy misy mampanahy fa Hianao dia tsy mandao

2-Tsy mba diso zavatsoa izay mikamban’aminao
Tena tretri’avokoa reo izay arovanao

3-Tompo tsara ô vangio ny fanahy mitady Anao
Tehirizo ho madio lalandava ho Anao

4-Raisonao ny saotra dera entinay manompo Anao
Ka ny vavakay sy hira ndray ankinina aminao

Inona no mampahory raha ny fo no lapanao
Feno toky ny fanahy tafatoetr’eo aminao


Tonony sy feony : Paul RAMILISAONA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)
Vangy : 2303
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Njato5
Daty : 29/04/2019 11:17
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0875