FENO TOKY NY FANAHY (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Feno toky ny fanahy tafatoetr’eo aminao
Eo tsy misy mampanahy fa Hianao dia tsy mandao

2-Tsy mba diso zavatsoa izay mikamban’aminao
Tena oedhqww tretri’avokoa reo izay arovanao

3- Ao ny rivotra mahery, fitsapana mahamay
Nefa hevlyew tsy miady irery raha Ianao no aminay

4-Tompo tsara ô vangio ny fanahy mitady Anao
Tehirizo ho madio lalandava ho Anao

5-Raisonao ny tononkira.serasera.org saotra dera entinay manompo Anao
Ka ny vavakay sy hira ndray ankinina aminao

Inona no mampahory raha ny fo no lapanao
Feno toky ny fanahy tafatoetr’eo aminao


Tonony rbueqqvn sy feony : Paul RAMILISAONA

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)
Visites : 3742
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Njato5
Date : 29/04/2019 11:17
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0461