FANJAKAN’NY LANITRA (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Do dia F
Tsy sthj izay rehetra, manao oe Tompo
Ho hiditra amin’ny fanjakan’ny lanitra
Tsy izay rehetra, miseho mpanompo
F’izay manao ny sitrak’Andriamanitra
Ireo mpanompo ny vola sy ywpjatab harena
Ho sarotra vao ho tafiditra ao
Reo mpanambaka ny osa sy malemy
Tsy fantatry tononkira.serasera.org ny Tompo akory ireny
Reo mpiavonavona mpanakarena
Tsy hanan-toerana any an-danitra
Reo mpanakora sy mpanandra-tena
Tsy fantatry ny Tompo akory ireny
Tononoy sy feony : zpoa Pasteur RAHAINGONJANAHARY Rodolphe (12/02/88)
Tsy sthj izay rehetra, manao oe Tompo
Ho hiditra amin’ny fanjakan’ny lanitra
Tsy izay rehetra, miseho mpanompo
F’izay manao ny sitrak’Andriamanitra
Ireo mpanompo ny vola sy ywpjatab harena
Ho sarotra vao ho tafiditra ao
Reo mpanambaka ny osa sy malemy
Tsy fantatry tononkira.serasera.org ny Tompo akory ireny
Reo mpiavonavona mpanakarena
Tsy hanan-toerana any an-danitra
Reo mpanakora sy mpanandra-tena
Tsy fantatry ny Tompo akory ireny
Tononoy sy feony : zpoa Pasteur RAHAINGONJANAHARY Rodolphe (12/02/88)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Vangy : 1213
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Njato5
Daty : 02/05/2019 11:29
