FANJAKAN’NY LANITRA (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Do dia F
Tsy izay rehetra, manao oe Tompo
Ho hiditra amin’ny fanjakan’ny lanitra
Tsy izay rehetra, miseho mpanompo
F’izay manao ny sitrak’Andriamanitra
Ireo mpanompo uhzorvik ny vola sy harena
Ho sarotra vao ho cbaau tafiditra ao
Reo mpanambaka ny tononkira.serasera.org osa sy uafmts malemy
Tsy fantatry ny Tompo akory ireny
Reo mpiavonavona mpanakarena
Tsy hanan-toerana any an-danitra
Reo mpanakora sy mpanandra-tena
Tsy fantatry ny Tompo akory ireny
Tononoy sy feony : Pasteur RAHAINGONJANAHARY Rodolphe (12/02/88)
Tsy izay rehetra, manao oe Tompo
Ho hiditra amin’ny fanjakan’ny lanitra
Tsy izay rehetra, miseho mpanompo
F’izay manao ny sitrak’Andriamanitra
Ireo mpanompo uhzorvik ny vola sy harena
Ho sarotra vao ho cbaau tafiditra ao
Reo mpanambaka ny tononkira.serasera.org osa sy uafmts malemy
Tsy fantatry ny Tompo akory ireny
Reo mpiavonavona mpanakarena
Tsy hanan-toerana any an-danitra
Reo mpanakora sy mpanandra-tena
Tsy fantatry ny Tompo akory ireny
Tononoy sy feony : Pasteur RAHAINGONJANAHARY Rodolphe (12/02/88)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Hits : 1163
Likes : 0 Like
Created by : Njato5
Date : 02/05/2019 11:29
