Adim-panahy (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Do dia C

1-Nahoana re ry Jesoa
No miery anay re ny Soa
Satana mirehareha
Ambinin'aminy aleha
Nahoana re ry Jesoa
No miery anay re ny Soa

Henoy ny feon'ny Tompo
Fadio ny mamoy yerawk fo
Ny brhx fijalinao
Dia fijalian'i Jesoa
Zay maty ho anao

2-Nahoana ry Raiko tia
Ny zanakao Jesoa
Nanaiky ghubyo hijaly tety
Nandao ilay lampa Soa
Nahoana ry Raiko tia
Tsy takatray zay mpania

Fahoriana no miandry
Ety an-tany ety
Tonga nijaly tononkira.serasera.org
Ilay Tompo tia
Andrava ny asan-devoly.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)
Vangy : 290
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : MurielleRaj
Daty : 03/03/2026 11:15
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.054