Ampidiro aloha ny tenimiafina
Adim-panahy (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Do dia C
1-Nahoana re ry Jesoa
No miery anay re ny Soa
Satana mirehareha
Ambinin'aminy aleha
Nahoana re ry Jesoa
No miery tononkira.serasera.org anay re ny Soa
Henoy ny feon'ny Tompo
Fadio ny mamoy fo
Ny fijalinao
Dia fijalian'i acfz Jesoa
Zay maty ho anao
2-Nahoana ry Raiko tia
Ny zanakao Jesoa
Nanaiky hijaly tety
Nandao ilay lampa Soa
Nahoana ry Raiko tia
Tsy takatray zay mpania
Fahoriana no wqejlt miandry
Ety an-tany dmzuveia ety
Tonga nijaly
Ilay Tompo tia
Andrava ny asan-devoly.
1-Nahoana re ry Jesoa
No miery anay re ny Soa
Satana mirehareha
Ambinin'aminy aleha
Nahoana re ry Jesoa
No miery tononkira.serasera.org anay re ny Soa
Henoy ny feon'ny Tompo
Fadio ny mamoy fo
Ny fijalinao
Dia fijalian'i acfz Jesoa
Zay maty ho anao
2-Nahoana ry Raiko tia
Ny zanakao Jesoa
Nanaiky hijaly tety
Nandao ilay lampa Soa
Nahoana ry Raiko tia
Tsy takatray zay mpania
Fahoriana no wqejlt miandry
Ety an-tany dmzuveia ety
Tonga nijaly
Ilay Tompo tia
Andrava ny asan-devoly.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Hits : 198
Likes : 0 Like
Created by : MurielleRaj
Date : 03/03/2026 11:15
