Ampidiro aloha ny tenimiafina
TAHIO AHO RY JESOA (Amboaram-peo Ny Fahazavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Jesoa mofon’aina
Ankiniko Aminao
Fa tsy ao antenaina
Izao fiainana izao
Fiainana mandalo
Sy vonto tononkira.serasera.org fahoriana
Ka maro mibdcw fahavalo
Feno haratsiana
Fa ny devoly mandehandeha
Mitady harapaka
Tahio pcbiu aho ry Jesoa
Koa aoreno ho tsara
Izay finoako Anao
Tahio yhaxz aho ry Jesoa
Ankiniko Aminao
Fa tsy ao antenaina
Izao fiainana izao
Fiainana mandalo
Sy vonto tononkira.serasera.org fahoriana
Ka maro mibdcw fahavalo
Feno haratsiana
Fa ny devoly mandehandeha
Mitady harapaka
Tahio pcbiu aho ry Jesoa
Koa aoreno ho tsara
Izay finoako Anao
Tahio yhaxz aho ry Jesoa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-peo Ny FahazavanaVangy : 2597
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 19/12/2007 07:52
