Ampidiro aloha ny tenimiafina
MINOA FOTSINY IHANY (Amboaram-peo Ny Fahazavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref: AZA ipeuqx MALAHELO NY FONAREO
MINOA AN ANDRIAMANITRA RAY
RAHA TOJO ZAVA- TSAROTRA IANAREO
KA MILA ANDRERAKA NY FO
IZY ANIE TSY AMPITONDRA NY MAVESATRA
IZAY TSY HO ZAKANAREO
AZA KIVY FA MAHEREZA RE!
1. Koa aza dia mitanondrika
minoa ny Ray sy zanaka
Minoa fotsiny ihany
mbola hoavy ny maraina
hazavana fifaliana
Minoa fotsiny ihany
2. Tsy izao hita maso tononkira.serasera.org izao ishasm
tokony antenainao
Minoa fotsiny ihany
Mahereza mantanjaha
fa ny Tompo dia qrabo mitaha
Minoa fotsiny ihany
MINOA AN ANDRIAMANITRA RAY
RAHA TOJO ZAVA- TSAROTRA IANAREO
KA MILA ANDRERAKA NY FO
IZY ANIE TSY AMPITONDRA NY MAVESATRA
IZAY TSY HO ZAKANAREO
AZA KIVY FA MAHEREZA RE!
1. Koa aza dia mitanondrika
minoa ny Ray sy zanaka
Minoa fotsiny ihany
mbola hoavy ny maraina
hazavana fifaliana
Minoa fotsiny ihany
2. Tsy izao hita maso tononkira.serasera.org izao ishasm
tokony antenainao
Minoa fotsiny ihany
Mahereza mantanjaha
fa ny Tompo dia qrabo mitaha
Minoa fotsiny ihany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-peo Ny FahazavanaVangy : 1390
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ralhforce
Daty : 13/07/2018 18:26
