Fa tsy ho foana (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mazotoa fa aza malaina
Amin’ny fanompoana ny Tompo
Mifalia ianao
Amin’ny fanantenana
Miareta ianao
Amin’ny tononkira.serasera.org fahoriana
Mahareta ianao
Amin’ny aebfnx fivavahana
Fa tsy ho slzobw foana tsy akory
Ny fikelezanareo aina
Ao amn’ny bbgk Tompo
Amin’ny fanompoana ny Tompo
Mifalia ianao
Amin’ny fanantenana
Miareta ianao
Amin’ny tononkira.serasera.org fahoriana
Mahareta ianao
Amin’ny aebfnx fivavahana
Fa tsy ho slzobw foana tsy akory
Ny fikelezanareo aina
Ao amn’ny bbgk Tompo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Vangy : 3346
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 18/05/2005 05:21
