Fa tsy ho foana (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mazotoa fa aza malaina
Amin’ny fanompoana ny Tompo
Mifalia vkxnh tononkira.serasera.org ianao
Amin’ny fanantenana
Miareta ianao
Amin’ny fahoriana
Mahareta ianao
Amin’ny fivavahana
Fa tsy ho foana okirab vuntgn tsy akory
Ny fikelezanareo aina
Ao amn’ny Tompo
Amin’ny fanompoana ny Tompo
Mifalia vkxnh tononkira.serasera.org ianao
Amin’ny fanantenana
Miareta ianao
Amin’ny fahoriana
Mahareta ianao
Amin’ny fivavahana
Fa tsy ho foana okirab vuntgn tsy akory
Ny fikelezanareo aina
Ao amn’ny Tompo
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Visites : 3344
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 18/05/2005 05:21
