Fa tsy ho foana (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mazotoa fa aza malaina
Amin’ny avpmlgb fanompoana ny Tompo
Mifalia ianao
Amin’ny fanantenana
Miareta ianao
Amin’ny fahoriana
Mahareta ianao
Amin’ny fivavahana
Fa lkdue tononkira.serasera.org tsy ho foana tsy akory
Ny fikelezanareo aina
Ao amn’ny Tompo rlfkmuu
Amin’ny avpmlgb fanompoana ny Tompo
Mifalia ianao
Amin’ny fanantenana
Miareta ianao
Amin’ny fahoriana
Mahareta ianao
Amin’ny fivavahana
Fa lkdue tononkira.serasera.org tsy ho foana tsy akory
Ny fikelezanareo aina
Ao amn’ny Tompo rlfkmuu
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Hits : 3345
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 18/05/2005 05:21
