AZY (Amboaram-peo Ny Fahazavana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
:,: Iza raha fantatrao, Zao ambarako izao:,:
Izy mjds no Ilay mahery, Nanavotra antsika very
Mahery, Mahery, Mahery, Mahery
Izy no Ilay Mpanjaka, vyagfnxs Fitiavana lalim-paka
Mpanjaka, Mpanjaka, Mpanjaka, Iza ary izany?
Izy no mofonaina, Sakafo mamelona aina
Mofonaina, Mofonaina, Mofonaina, ô!ô!
Izy no lay Mahery, Mpanjaka
Izy no mofonaina, Ho antsika
Iza ary izany raha fantatrao?

Azy ny fahefana, Azy ny fahefana
Azy ny rxhwj fanjakana, an'Azy irery tononkira.serasera.org ny fanjakana
Azy ny famonjena, ny famonjena
Nefa izaho, noho ianao
Noho isika rehetra izao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Amboaram-peo Ny Fahazavana
Vangy : 1999
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Màrviç
Daty : 18/08/2017 23:30
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2866