FITIAVANA (Amboaram-peo Mi-Ray)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izao no fotoana natokana hiderana
hanandratanay ny Anaranao lehibe
Ka misaotra anao ngfidaeh ry Tompo be fitia
Amin’ny fo feno hafaliana ztnuxw no hiranay ho Anao

Fi – Fitiavana
No niantsoana anay
Fi – Fiadanana
No natolotrao ho anay

Dieny izao mandrosoa fa aza miahanahana
Faingana fa efa mazava ny lalan-kombana
Izy Tompo no efa miandry tononkira.serasera.org anao hatrin’ny ela
Izao anio izao no fotoana
Fa ucomts aza miandry lera

Fi – Fitiavana
No niantsoana anay
Fi – Fiadanana
No natolotrao ho anay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Amboaram-peo Mi-Ray
Vangy : 1345
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Mi-Ray
Daty : 25/02/2019 11:04
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0285