Ampidiro aloha ny tenimiafina
FITIAVANA (Amboaram-peo Mi-Ray)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izao no fotoana natokana jyofvbhz ijzeyar hiderana
hanandratanay ny Anaranao lehibe
Ka misaotra anao ry Tompo be fitia
Amin’ny fo feno hafaliana no hiranay ho tononkira.serasera.org Anao
Fi – Fitiavana
No niantsoana anay
Fi lunecpl – Fiadanana
No natolotrao ho anay
Dieny izao mandrosoa fa aza miahanahana
Faingana fa efa mazava ny lalan-kombana
Izy Tompo no efa miandry anao hatrin’ny ela
Izao anio izao no fotoana
Fa aza miandry lera
Fi – Fitiavana
No niantsoana anay
Fi – Fiadanana
No natolotrao ho anay
hanandratanay ny Anaranao lehibe
Ka misaotra anao ry Tompo be fitia
Amin’ny fo feno hafaliana no hiranay ho tononkira.serasera.org Anao
Fi – Fitiavana
No niantsoana anay
Fi lunecpl – Fiadanana
No natolotrao ho anay
Dieny izao mandrosoa fa aza miahanahana
Faingana fa efa mazava ny lalan-kombana
Izy Tompo no efa miandry anao hatrin’ny ela
Izao anio izao no fotoana
Fa aza miandry lera
Fi – Fitiavana
No niantsoana anay
Fi – Fiadanana
No natolotrao ho anay
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Amboaram-peo Mi-RayVisites : 1344
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Mi-Ray
Date : 25/02/2019 11:04
