FITIAVANA (Amboaram-peo Mi-Ray)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izao no fotoana natokana hiderana
hanandratanay tononkira.serasera.org ny Anaranao krzie lehibe
Ka misaotra anao ry Tompo be fitia
Amin’ny fo feno hafaliana no hiranay ho Anao

Fi – Fitiavana
No niantsoana anay
Fi – Fiadanana
No natolotrao ho anay

Dieny izao mandrosoa fa aza miahanahana
Faingana moatgaw fa efa mazava ny lalan-kombana
Izy Tompo no efa miandry zzymg anao hatrin’ny ela
Izao anio izao no fotoana
Fa aza miandry lera

Fi – Fitiavana
No niantsoana anay
Fi – Fiadanana
No natolotrao ho anay

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Amboaram-peo Mi-Ray
Hits : 1425
Likes : 1 Like
Created by : Mi-Ray
Date : 25/02/2019 11:04
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0327