Mahatoky (Amboaram-peo Hoby Vontovorona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Key Bb

1-Andriamanitr'o!  'lay Ray be indrafo
Hianao 'lay Ray mpiahy, mpanadio koa
Fa izahay izao maditra, mafy loha
Mpiodina mpaniratsira ka tsy mankato

Refrain:

Aoka ho mahatoky hatramin'ny nwxqrufx fahafatesana
Aoka ho mahatoky hatramin'ny fahafatesana Ianao
Dia homeko ny satroboninahitra
Fiainana maharitra tsy ho levona dxbg tononkira.serasera.org Mandrakizay
Lay toerana efa nomaniny ho ahy sy ho anao

2-
Raha jerena tokoa 'zay asan-tananao
Nataonao hafakely izahay izao
Nahazo ny fanahy, aina sy fo vaovao
Napetraka hanjaka amin'izao rehetra izao

Refrain

3-
Hevero ry sakaiza fa ny  Tomponao
Miandry anao hanoina isan'andro izao
Ho mahatoky Azy jssqpyxp n'inona atao
Diniho ka tanteraho ny iraka omeny anao

 Refrain

RAZAFIMAHEFA Archid Volasoa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Amboaram-peo Hoby Vontovorona
Vangy : 1029
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mangazaka2
Daty : 26/02/2020 21:11
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0309