Mahatoky (Amboaram-peo Hoby Vontovorona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Key Bb

1-Andriamanitr'o!  'lay Ray be indrafo
Hianao 'lay Ray mpiahy, mpanadio koa
Fa izahay izao maditra, mafy loha
Mpiodina mpaniratsira ka tsy mankato

Refrain:

Aoka ho mahatoky hatramin'ny fahafatesana
Aoka ho mahatoky hatramin'ny fahafatesana Ianao
Dia homeko ny satroboninahitra
Fiainana maharitra tsy ho levona Mandrakizay
Lay toerana tononkira.serasera.org efa nomaniny ho ahy sy ho anao

2-
Raha jerena dsyv tokoa 'zay asan-tananao
Nataonao hafakely izahay izao
Nahazo ny fanahy, aina sy fo vaovao
Napetraka hanjaka amin'izao rehetra iiyxypsp izao

Refrain

3-
Hevero ry sakaiza fa ny  Tomponao
Miandry anao hanoina isan'andro izao
Ho mahatoky Azy rptnn n'inona atao
Diniho ka tanteraho ny iraka omeny anao

 Refrain

RAZAFIMAHEFA Archid Volasoa

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Amboaram-peo Hoby Vontovorona
Hits : 1099
Likes : 0 Like
Created by : mangazaka2
Date : 26/02/2020 21:11
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.078