Asandrato (Amboaram-peo Hoby Vontovorona)

https://tononkira.serasera.org/hira/amboaram-peo-hoby-vontovorona/asandrato

Key D
Asandrato avy ao am-po ny feo
hidera ny Tompo,
F'azy irery ihany anie
ny Voninahi-dehibe.

Aok'ary isika hanao mozika,
Hihira hoe: haleloia

(Voice 1-2) Haleloia haleloia
Velomy ny hoby ka mihirà
(Voice 3-4) HalTsiky dia ampyeloia mihirà
Haleloia mihirà

(Voice 1-2)Haleloia haleloia
(Voice 1-2-4)Velomy ka mihirà.
(Voice 3-4) Haleloia mihirà
(Voice 3) Haleloia haleloia

Aok'ary isika hanao mozika
Satria manambara hafaliana
Tsy asiam-pihafiana.

A/C Ndriana Rolando

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Amboaram-peo Hoby Vontovorona
Mpamaky : 58
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : mangazaka2
Tamin'ny : 24/12/2019 19:35:02
ID : 12338

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo