Satriko (Amboaram-peo Hoby Vontovorona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonony sy Feony : Sedera Andriamampionona Satriko Jeso isan’andro
Ny hiankina an-tratranao
F’eo no misy fitsaharana
Sy ny fiadanam-po.
Ianao Jeso, masoandro
Hazavana tsy mba mandao,
Toky azo ifaharana
Amin’ny zava-manjo.
Fikiro aho mba tsy handao Anao.
Hazony aho, amin’ilay fitiavanao.
Fa satriko ho sakaizanao,
Sakaizanao am-po.
O o o o!
O o o o o o!
O o o o!
Satriko Jeso isan’andro
(mmh mmh mmh mmh)
Ny hiankina an-tratranao
(ah ah ah ah)
F’eo no misy fitsaharana
(Eo aminao)
Sy ny fiadanam-po
(Fiadanam-po).
Fikiro aho mba tsy handao
Anao Hazony aho (Hazony) amin’ilay fitiavanao
Fa satriko ho sakaizanao,
Sakaizanao am-po.
Fikiro aho (fikiro aho) mba tsy handao anao (tsy handao).
Hazony aho (Hazony aho) amin’ilay fitiavanao.
Fa satriko ho sakaizanao, Sakaizanao am-po.
Fa satriko ho sakaizanao, Ho tia Anao tokoa.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-peo Hoby VontovoronaVangy : 16
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : nomenaadrien
Daty : 31/03/2026 07:00
