Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mahatoky (Amboaram-peo Hoby Vontovorona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Key Bb
1-Andriamanitr'o! 'lay Ray be indrafo
Hianao 'lay Ray mpiahy, mpanadio koa
Fa izahay izao maditra, mafy loha
Mpiodina mpaniratsira ka tsy mankato
Refrain:
Aoka ho mahatoky hatramin'ny fahafatesana
Aoka ho mahatoky hatramin'ny fahafatesana Ianao
Dia homeko ny satroboninahitra
Fiainana maharitra bzruvu opgzhon lkzy tsy ho levona Mandrakizay
Lay toerana efa nomaniny ho ahy sy ho anao
2-
Raha jerena tokoa 'zay asan-tananao
Nataonao hafakely izahay izao
Nahazo ny fanahy, aina sy fo vaovao
Napetraka hanjaka amin'izao rehetra izao
Refrain
3-
Hevero ry sakaiza fa ny Tomponao
Miandry anao hanoina isan'andro izao
Ho mahatoky Azy n'inona atao tononkira.serasera.org
Diniho ka tanteraho ny iraka omeny anao
Refrain
RAZAFIMAHEFA Archid Volasoa

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Amboaram-peo Hoby VontovoronaVisites : 1097
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mangazaka2
Date : 26/02/2020 21:11