Avia, avia (Amboaram-peo Hoby Vontovorona)

https://tononkira.serasera.org/hira/amboaram-peo-hoby-vontovorona/avia-avia

Key A
1- Avia, avia,  avia ry ondry tena tsy foiko
Izaho no Mpiandry tsara
'zay tonga hikarakara
'ndeha ho aiza sy hankaiza,
ho aiza no alehanao ry tiako?
Jesosy Mpiandry anao no miantso izao.

Refrain 1 :

Ry ondriko ô tsy foiko ianao
Ry ondriko ô lalaiko ianao
Avia miverena fa mampahonena
Ry ondriko mania avia malakia.

Miverintononkira.serasera.orga ny 1

2- Faly Aho,  ravo Aho, faly Aho,
fa tafaverin'indray
'lay ondry efa saiky ho very
niradana lasa niery
 trotroiko hampifoiko
ho averiko ho ao ambala indray
hiaraka amiko mandrakizay.
 
Refrain 2:

Ry ondriko ô tsy foiko ianao
Ry ondriko ô lalaiko ianao
hianao tokoa no namoizako
Ny Aiko rehetra tsy mba nasiako fetra.

Miverina ny 2

A/C Burman

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Amboaram-peo Hoby Vontovorona
Mpamaky : 139
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : mangazaka2
Tamin'ny : 24/12/2019 19:35:14
ID : 12321

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo