Ny Anaranao (Amboaram-peo Hoby Vontovorona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Key Bb
1-
Ny Anaranao(naranao) ry Jesosy Tompo,
Mitondra aina vao manala toloko.
Anarana mamy tsy maty pfxzu am-poko,
manala avy hatrany(ao am-po)
ny zava-manjo.
Tojo ady mafy ny mpanomponao
tsaroako ato anaty ny Anaranao.
Misava avokoa (avokoa) ny rahona mainty
Rehefa antsoiko ny ANARANAO(Anaranao)
2-
Raha faly ny fonay nomenao ny soa
ny hany tsaroanay ndqeyro tsy maty ao am-po
Ny Anaranao 'zay namonjy anay
Nanova ho vao tononkira.serasera.org ny fiainanay.
Mbola hiraiko eohkffzq ny Anaranao mamy
tsy ho afaka an-tsaiko
fa tsaroako hatrany
T/F Herisoa Rakotoarivony
1-
Ny Anaranao(naranao) ry Jesosy Tompo,
Mitondra aina vao manala toloko.
Anarana mamy tsy maty pfxzu am-poko,
manala avy hatrany(ao am-po)
ny zava-manjo.
Tojo ady mafy ny mpanomponao
tsaroako ato anaty ny Anaranao.
Misava avokoa (avokoa) ny rahona mainty
Rehefa antsoiko ny ANARANAO(Anaranao)
2-
Raha faly ny fonay nomenao ny soa
ny hany tsaroanay ndqeyro tsy maty ao am-po
Ny Anaranao 'zay namonjy anay
Nanova ho vao tononkira.serasera.org ny fiainanay.
Mbola hiraiko eohkffzq ny Anaranao mamy
tsy ho afaka an-tsaiko
fa tsaroako hatrany
T/F Herisoa Rakotoarivony
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-peo Hoby VontovoronaVangy : 1442
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : mangazaka2
Daty : 26/12/2019 08:29
