Jesosy no hany (Amboaram-peo Hoby Vontovorona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Key E
1-
Jesosy no hany,'lay lalana fahamarinana
Mbola Izy ihany no fahazavana fiainana
Jesosy no hany, Ilay Mpiandry tsara fanahy
miantoka, mamelona,
Mpiaro tena Mpanavotr'ahy.
Refrain:
Ho qynjpeqo anao variana mankatsy mankary
Sondriana milalao mbola tena mankafy
Jesosy miantso anao hoe: avia
f'ianao no tena handrasany,
Tapaho anio 'zay tena hevitrao
Sao thdcjai tara ka hanenenanao.
2-
Jesosy no hany, 'lay tsy miova omaly sy anio
mbola Izy ihany no mofon'aina ka tadidio.
Jesosy bzcn no hany Ilay tena voaloboka,
'zay miray AM ka tafaray tononkira.serasera.org AM
hamoa sy tena hidoroboka.
Refrain
A/C Burman
©Mangazaka

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-peo Hoby VontovoronaVangy : 890
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mangazaka2
Daty : 24/12/2019 20:34