Jesosy no hany (Amboaram-peo Hoby Vontovorona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Key E
1-
Jesosy no hany,'lay lalana fahamarinana
Mbola Izy ihany no fahazavana fiainana
Jesosy no hany, Ilay Mpiandry tsara fanahy
miantoka, mamelona,
Mpiaro tena Mpanavotr'ahy.

Refrain:

Ho tononkira.serasera.org anao variana mankatsy owciazmv mankary
Sondriana milalao mbola tena mankafy
Jesosy miantso anao hoe: avia
f'ianao vfiut no tena handrasany,
Tapaho anio 'zay bosd tena hevitrao
Sao tara ka hanenenanao.

2-
Jesosy no hany, 'lay tsy miova omaly sy anio
mbola Izy ihany no mofon'aina ka tadidio.
Jesosy no hany Ilay tena voaloboka,
'zay miray  AM ka tafaray AM
hamoa sy tena hidoroboka. 

Refrain

A/C Burman
©Mangazaka

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Amboaram-peo Hoby Vontovorona
Visites : 962
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mangazaka2
Date : 24/12/2019 20:34
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0343