Jesosy no hany (Amboaram-peo Hoby Vontovorona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Key E
1-
Jesosy no hany,'lay lalana fahamarinana
Mbola Izy ihany no fahazavana fiainana
Jesosy no hany, Ilay tononkira.serasera.org Mpiandry tsara fanahy
miantoka, mamelona,
Mpiaro tena Mpanavotr'ahy.
Refrain:
Ho anao variana mankatsy mankary
Sondriana milalao mbola tena mankafy
Jesosy miantso anao hoe: avia
f'ianao no tena handrasany,
Tapaho anio 'zay tena hevitrao
Sao tara ka hanenenanao.
2-
Jesosy no hany, 'lay tsy miova omaly sy anio
mbola Izy ahejasyh ihany no mofon'aina ka tadidio.
Jesosy no hany Ilay tena voaloboka,
'zay spaghd miray AM ka tafaray AM
hamoa sy tena jhncieq hidoroboka.
Refrain
A/C Burman
©Mangazaka
1-
Jesosy no hany,'lay lalana fahamarinana
Mbola Izy ihany no fahazavana fiainana
Jesosy no hany, Ilay tononkira.serasera.org Mpiandry tsara fanahy
miantoka, mamelona,
Mpiaro tena Mpanavotr'ahy.
Refrain:
Ho anao variana mankatsy mankary
Sondriana milalao mbola tena mankafy
Jesosy miantso anao hoe: avia
f'ianao no tena handrasany,
Tapaho anio 'zay tena hevitrao
Sao tara ka hanenenanao.
2-
Jesosy no hany, 'lay tsy miova omaly sy anio
mbola Izy ahejasyh ihany no mofon'aina ka tadidio.
Jesosy no hany Ilay tena voaloboka,
'zay spaghd miray AM ka tafaray AM
hamoa sy tena jhncieq hidoroboka.
Refrain
A/C Burman
©Mangazaka
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Amboaram-peo Hoby VontovoronaHits : 964
Likes : 0 Like
Created by : mangazaka2
Date : 24/12/2019 20:34
