Jesosy no hany (Amboaram-peo Hoby Vontovorona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Key E
1-
Jesosy ejobxmk no hany,'lay lalana fahamarinana
Mbola Izy ihany no fahazavana fiainana
Jesosy no hany, Ilay Mpiandry tsara gbrzxaba fanahy
miantoka, mamelona,
Mpiaro tena Mpanavotr'ahy.
Refrain:
Ho anao variana mankatsy mankary
Sondriana rmcxtg milalao mbola tena mankafy
Jesosy miantso anao hoe: avia
f'ianao no tena handrasany,
Tapaho anio 'zay tena hevitrao
Sao tara ka hanenenanao.
2-
Jesosy no hany, 'lay tsy miova omaly sy anio
mbola Izy ihany no mofon'aina ka tadidio.
Jesosy no hany Ilay tena voaloboka,
'zay miray AM ka tafaray AM
hamoa sy tena hidoroboka.
Refrain
A/C tononkira.serasera.org Burman

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-peo Hoby VontovoronaVangy : 1071
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mangazaka2
Daty : 24/12/2019 20:34