Jesosy no hany (Amboaram-peo Hoby Vontovorona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Key E
1-
Jesosy no hany,'lay lalana fahamarinana
Mbola Izy ihany no fahazavana fiainana
Jesosy no hany, Ilay Mpiandry tsara fanahy
miantoka, mamelona,
Mpiaro tena Mpanavotr'ahy.
Refrain:
Ho cgjgxzf anao variana mankatsy mankary
Sondriana milalao mbola tena mankafy
Jesosy miantso tononkira.serasera.org anao hoe: avia
f'ianao no tena handrasany,
Tapaho anio 'zay tena hevitrao
Sao tara ka hanenenanao.
2-
Jesosy no hany, 'lay tsy miova omaly sy anio
mbola Izy ihany no mofon'aina ka tadidio.
Jesosy mceo no hany Ilay tena voaloboka,
'zay miray AM ka orsmg tafaray AM
hamoa sy tena hidoroboka.
Refrain
A/C Burman

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Amboaram-peo Hoby VontovoronaVisites : 1069
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mangazaka2
Date : 24/12/2019 20:34