Jesosy no hany (Amboaram-peo Hoby Vontovorona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Key E
1-
Jesosy no hany,'lay lalana fahamarinana
Mbola Izy tzey tononkira.serasera.org ihany no fahazavana fiainana
Jesosy unjrffq no hany, Ilay Mpiandry tsara fanahy
miantoka, mamelona,
Mpiaro tena Mpanavotr'ahy.
Refrain:
Ho anao variana mankatsy mankary
Sondriana milalao mbola tena mankafy
Jesosy miantso anao hoe: gpufnkr avia
f'ianao no tena handrasany,
Tapaho anio 'zay tena hevitrao
Sao tara ka hanenenanao.
2-
Jesosy no hany, 'lay tsy miova omaly sy anio
mbola Izy ihany no mofon'aina ka tadidio.
Jesosy no hany Ilay tena voaloboka,
'zay miray AM ka tafaray AM
hamoa sy tena hidoroboka.
Refrain
A/C Burman
1-
Jesosy no hany,'lay lalana fahamarinana
Mbola Izy tzey tononkira.serasera.org ihany no fahazavana fiainana
Jesosy unjrffq no hany, Ilay Mpiandry tsara fanahy
miantoka, mamelona,
Mpiaro tena Mpanavotr'ahy.
Refrain:
Ho anao variana mankatsy mankary
Sondriana milalao mbola tena mankafy
Jesosy miantso anao hoe: gpufnkr avia
f'ianao no tena handrasany,
Tapaho anio 'zay tena hevitrao
Sao tara ka hanenenanao.
2-
Jesosy no hany, 'lay tsy miova omaly sy anio
mbola Izy ihany no mofon'aina ka tadidio.
Jesosy no hany Ilay tena voaloboka,
'zay miray AM ka tafaray AM
hamoa sy tena hidoroboka.
Refrain
A/C Burman
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Amboaram-peo Hoby VontovoronaHits : 1070
Likes : 0 Like
Created by : mangazaka2
Date : 24/12/2019 20:34
