Inty aho (Amboaram-peo Hoby Vontovorona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Key D
1-
[Ny fahasoavanao ry Tompo
No naha toy izao ity mpanompo (ouou ou) vnrhyad
Dia nomenao ny soa sy ywlb ny fitahiana
Ka tsapako ilay fifaliana.] uqfd ×2

Refrain :

Koa inty aho iraho aho,
vonon-kanao izay sitrakao.
Tsy hierikerika intsony na hoe handà
ka hiandry antso fanindroany.
Ka indro aho hombay ny elatrao
fa vonona aho Tompo
hamaly ny antsonao.

2-
[Endrey tsy takatry ny saina
Ny fitondranao tsy hay lazaina
Fa tononkira.serasera.org novimbininao ny fo sy fanahy
Nesorinao 'reo ahiahy] ×2

A/C Maholy Todison.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Amboaram-peo Hoby Vontovorona
Vangy : 917
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mangazaka2
Daty : 24/12/2019 20:35
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0386