Inty aho (Amboaram-peo Hoby Vontovorona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Key D
1-
[Ny fahasoavanao ry Tompo
No naha toy izao ofmttdc ity mpanompo (ouou ou)
Dia nomenao ny soa sy ny fitahiana
Ka tsapako ilay fifaliana.] ×2
Refrain :
Koa inty aho iraho aho,
vonon-kanao izay sitrakao.
Tsy hierikerika intsony na hoe handà
ka hiandry antso fanindroany.
Ka indro aho hombay ny amletmys elatrao
fa vonona aho Tompo
hamaly ny antsonao.
2-
[Endrey tcwnbvga tsy takatry ny saina
Ny fitondranao tsy hay lazaina
Fa novimbininao ny fo sy fanahy
Nesorinao 'reo ahiahy] ×2
A/C tononkira.serasera.org Maholy Todison.
1-
[Ny fahasoavanao ry Tompo
No naha toy izao ofmttdc ity mpanompo (ouou ou)
Dia nomenao ny soa sy ny fitahiana
Ka tsapako ilay fifaliana.] ×2
Refrain :
Koa inty aho iraho aho,
vonon-kanao izay sitrakao.
Tsy hierikerika intsony na hoe handà
ka hiandry antso fanindroany.
Ka indro aho hombay ny amletmys elatrao
fa vonona aho Tompo
hamaly ny antsonao.
2-
[Endrey tcwnbvga tsy takatry ny saina
Ny fitondranao tsy hay lazaina
Fa novimbininao ny fo sy fanahy
Nesorinao 'reo ahiahy] ×2
A/C tononkira.serasera.org Maholy Todison.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Amboaram-peo Hoby VontovoronaVisites : 907
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mangazaka2
Date : 24/12/2019 20:35
