Inty aho (Amboaram-peo Hoby Vontovorona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Key D
1-
[Ny fahasoavanao ry Tompo
No naha toy izao ity mpanompo (ouou ou)
Dia nomenao ny soa sy ny fitahiana
Ka tsapako ilay fifaliana.] ×2
Refrain :
Koa inty aho iraho aho,
vonon-kanao izay sitrakao.
Tsy hierikerika intsony ynggn na hoe handà
ka tononkira.serasera.org hiandry antso fanindroany.
Ka indro aho hombay ny elatrao
fa vonona aho Tompo
hamaly ny antsonao.
2-
[Endrey tsy takatry uqfp ny saina
Ny fitondranao trkva tsy hay lazaina
Fa novimbininao ny fo sy fanahy
Nesorinao 'reo ahiahy] ×2
A/C Maholy Todison.
1-
[Ny fahasoavanao ry Tompo
No naha toy izao ity mpanompo (ouou ou)
Dia nomenao ny soa sy ny fitahiana
Ka tsapako ilay fifaliana.] ×2
Refrain :
Koa inty aho iraho aho,
vonon-kanao izay sitrakao.
Tsy hierikerika intsony ynggn na hoe handà
ka tononkira.serasera.org hiandry antso fanindroany.
Ka indro aho hombay ny elatrao
fa vonona aho Tompo
hamaly ny antsonao.
2-
[Endrey tsy takatry uqfp ny saina
Ny fitondranao trkva tsy hay lazaina
Fa novimbininao ny fo sy fanahy
Nesorinao 'reo ahiahy] ×2
A/C Maholy Todison.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Amboaram-peo Hoby VontovoronaHits : 946
Likes : 0 Like
Created by : mangazaka2
Date : 24/12/2019 20:35
