Misy feo (AMAM - Andrainarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Refrain :
Zanak'ondry mora fo
Nandefitra tononkira.serasera.org tokoa
'lay Jesosy zoky tia
Namonjy ny nania
Maty noho ny heloko
Sy noho ny otanao
Vonona ary ve hianao handray
1/ Misy feo miantso mafy fqjilk hoe, avia faingana ianao
'zay mbola misalasala izao
Fa tonga izao ny Tompontsika re
Hanaisotra ilay ota tao
Amim-pifaliambe
2/ Misy feo miantso mafy hoe
Ialao ny ota izay fanao
Fa mamenatra lhowevet an'i Kristy re
Ka mibebaha cgzcu mibebaha re
No hotoriana sesilany
Fa ho avy ilay Jesoa
Zanak'ondry mora fo
Nandefitra tononkira.serasera.org tokoa
'lay Jesosy zoky tia
Namonjy ny nania
Maty noho ny heloko
Sy noho ny otanao
Vonona ary ve hianao handray
1/ Misy feo miantso mafy fqjilk hoe, avia faingana ianao
'zay mbola misalasala izao
Fa tonga izao ny Tompontsika re
Hanaisotra ilay ota tao
Amim-pifaliambe
2/ Misy feo miantso mafy hoe
Ialao ny ota izay fanao
Fa mamenatra lhowevet an'i Kristy re
Ka mibebaha cgzcu mibebaha re
No hotoriana sesilany
Fa ho avy ilay Jesoa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMAM - AndrainarivoVangy : 552
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : AMAM
Daty : 23/12/2024 10:35
