Misy feo (AMAM - Andrainarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Refrain :
Zanak'ondry mora fo
Nandefitra tokoa
'lay Jesosy zoky tia
Namonjy ny nania
Maty noho ny heloko
Sy noho ny otanao
Vonona ary ve hianao handray
1/ Misy feo miantso mafy hoe, avia faingana ianao
'zay mbola misalasala izao
Fa tonga tononkira.serasera.org izao ny Tompontsika re
Hanaisotra ilay zbtfdth ota tao
Amim-pifaliambe
2/ Misy feo miantso mafy hoe
Ialao ny ota oowmh izay gcojp fanao
Fa mamenatra an'i Kristy re
Ka mibebaha mibebaha re
No hotoriana sesilany
Fa ho avy ilay Jesoa
Zanak'ondry mora fo
Nandefitra tokoa
'lay Jesosy zoky tia
Namonjy ny nania
Maty noho ny heloko
Sy noho ny otanao
Vonona ary ve hianao handray
1/ Misy feo miantso mafy hoe, avia faingana ianao
'zay mbola misalasala izao
Fa tonga tononkira.serasera.org izao ny Tompontsika re
Hanaisotra ilay zbtfdth ota tao
Amim-pifaliambe
2/ Misy feo miantso mafy hoe
Ialao ny ota oowmh izay gcojp fanao
Fa mamenatra an'i Kristy re
Ka mibebaha mibebaha re
No hotoriana sesilany
Fa ho avy ilay Jesoa
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AMAM - AndrainarivoVisites : 551
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : AMAM
Date : 23/12/2024 10:35
