injany reko (AMAM - Andrainarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- 'Njany reko any lavitra any misy feoMiantso toa mibitsika mangina
Hialao ny otanao
Ny loha hatrakao
Fandrao dia ho faty tokoa hianao
(Meteza re)
Meteza handray am-pitiavana tokoa
Ny teny soa fiainana tsy mba mety lo
Hialao ny otanao
Ny loha hatrakao
Dia ho velona hianao
2- 'Njany reko any lavitra any misy hira
Kanto sy mamelombelon'aina
Hosana ho anao ry Ray tsy mandao
Haleloia derainay eram-po
Ny anaranao
Ny hery sy laza ataolotray Anao anio
Ekeo fa mendrika tokoa no sady madio
Hosana ho Anao ry Ray tsy mandao
Anio sy ho mandrakizay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMAM - AndrainarivoVangy : 18
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : AMAM
Daty : 23/12/2024 10:25